Acts 4:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa mba tsy hielezan’izao amin’ny vahoaka intsony dia aoka horahonantsika izy ireo mba tsy hiteny amin’izany anarana izany intsony na amin’iza na amin’iza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa mba tsy hielezan’izany intsony amin’ny vahoaka kosa, ndeha horahonantsika izy, mba tsy hiteny amin’izany Anarana izany intsony na amin’iza na amin’iza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa mba tsy hielezan’izany intsony amin’ny vahoaka, dia aoka horahonantsika izy roa lahy ka hosakanana tsy hiteny amin’ny anaran’i Jesoa intsony na amin’iza na amin’iza.
Malagasy Bible 1865
Fa mba tsy hielezan'izany intsony amin'ny vahoaka, dia aoka horahonantsika izy mba tsy hiteny amin'izany anarana izany intsony na amin'iza na amin'iza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa mba tsy hielezan’izao amin’ny vahoaka intsony dia aoka horahonantsika izy ireo mba tsy hiteny amin’izany anarana izany intsony na amin’iza na amin’iza.
malagasy
Fa mba tsy hielezan'izany intsony amin'ny vahoaka, dia aoka horahonantsika izy mba tsy hiteny amin'izany anarana izany intsony na amin'iza na amin'iza.