Acts 4:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso azy ireo izy ka nandrara azy tsy hiteny na hampianatra amin’ny anaran’i Jesosy intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nantsoiny izy ireo ka norarany mafy mba tsy hiteny sy tsy hampianatra amin’ny Anaran’i Jesoa intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nantsoin-dry zareo i Petera sy i Jôhany, ka norarany tsy hiteny na hampianatra amin’ny anaran’i Jesoa intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary niantso azy izy ka nandrara azy tsy hiteny na hampianatra amin'ny anaran'i Jesosy intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso azy ireo izy ka nandrara azy tsy hiteny na hampianatra amin’ny anaran’i Jesosy intsony.
malagasy
Ary niantso azy izy ka nandrara azy tsy hiteny na hampianatra amin'ny anaran'i Jesosy intsony.