Acts 4:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Petera sy i Jaona kosa dia namaly azy hoe: Tsaraonareo na marina eo imason’Andriamanitra na tsia, ny hanaiky anareo mihoatra noho Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa namaly i Piera sy i Joany ka nanao tamin’izy ireo hoe: «Tsaraonareo raha marina eo imason’Andriamanitra na tsia ny manaiky anareo mihoatra noho an’Andriamanitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy hoy izy roa lahy taminy: –Tsarao raha rariny eo imason’Andriamanitra ny manaiky anareo toy izay manaiky an’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
Fa Petera sy Jaona kosa namaly azy ka nanao hoe: Tsaraonareo na marina eo imason'Andriamanitra, na tsia, ny hanaiky anareo mihoatra noho Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Petera sy i Jaona kosa dia namaly azy hoe: Tsaraonareo na marina eo imason’Andriamanitra na tsia, ny hanaiky anareo mihoatra noho Andriamanitra.
malagasy
Fa Petera sy Jaona kosa namaly azy ka nanao hoe: Tsaraonareo na marina eo imason'Andriamanitra, na tsia, ny hanaiky anareo mihoatra noho Andriamanitra.