Acts 4:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sosotra mantsy izy ireo noho ny nampianaran’ny Apostoly ny vahoaka sy ny nitoriany tamin’ny alalan’i Jesosy ny fitsanganana amin’ny maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sosotra izy ireo noho ny nampianaran’izy roa lahy ny vahoaka sy nitoriany ny fitsanganan’ny maty efa hita tamin’i Jesoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy zakan-dry zareo mihitsy ny ampianarin’izy roa lahy ny vahoaka sady itoriany fa tanteraka ao amin’ny tenan’i Jesoa ny fitsanganana velona avy any amin’ny maty.
Malagasy Bible 1865
fa sosotra izy noho ny nampianaran'ny Apostoly ny vahoaka sy ny nitoriany tamin'ny alalan'i Jesosy ny fitsanganana amin'ny maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sosotra mantsy izy ireo noho ny nampianaran’ny Apostoly ny vahoaka sy ny nitoriany tamin’ny alalan’i Jesosy ny fitsanganana amin’ny maty.
malagasy
fa sosotra izy noho ny nampianaran'ny Apostoly ny vahoaka sy ny nitoriany tamin'ny alalan'i Jesosy ny fitsanganana amin'ny maty.