Acts 4:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa mihoatra ny efapolo taona mantsy Ralehilahy izay nanaovana izany famantarana nanasitrana azy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady ity lehilahy sitrana tamim-pahagagana koa moa efa olona efapolo taona mahery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mihoatra ny efapolo taona ralehilahy nanaovana izany famantarana nahasitrana azy izany.
Malagasy Bible 1865
Fa efa tsy omby efa-polo taona ralehilahy izay nanaovana izany famantarana nahasitrana azy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa mihoatra ny efapolo taona mantsy Ralehilahy izay nanaovana izany famantarana nanasitrana azy izany.
malagasy
Fa efa tsy omby efa-polo taona ralehilahy izay nanaovana izany famantarana nahasitrana azy izany.