Acts 4:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nalefa izy roa lahy dia tonga teo amin’ny namany ka nanambara izay rehetra nolazain’ny lehiben’ny mpisorona sy ny loholona taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka teo izy roa lahy, dia lasa niverina tany amin’ny namany ka nanambara tamin’izy ireo izay nolazain’ny lehiben’ny mpisorona sy ny loholona taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vantany vao afaka izy roa lahy, dia namonjy ireo namany ka nitantara izay rehetra voalazan’ny lohandoha-mpisorona sy ny loholona.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nalefa izy roa lahy, dia tonga teo amin'ny namany ka nanambara izay rehetra nolazain'ny lohan'ny mpisorona sy ny loholona taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nalefa izy roa lahy dia tonga teo amin’ny namany ka nanambara izay rehetra nolazain’ny lehiben’ny mpisorona sy ny loholona taminy.
malagasy
Ary rehefa nalefa izy roa lahy, dia tonga teo amin'ny namany ka nanambara izay rehetra nolazain'ny lohan'ny mpisorona sy ny loholona taminy.