Acts 4:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa rehefa nandre izany izy ireo dia niara-nanandratra ny feony ho amin’Andriamanitra hoe: Tompo ô! Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin’izay rehetra ao anatiny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nandre izany kosa ireto havana iray finoana, dia niara-nivavaka tamin’Andriamanitra ka nanao hoe: Tompo ô! Ianao no nahary ny lanitra sy ny tany, ary ny ranomasina mbamin’izay rehetra eo aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nandre izany ireo mpino, dia indray nientana nanandratra tonom-bavaka tamin’Andriamanitra hoe: –Tompo ô, Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin’izay rehetra eo aminy;
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa nandre izany izy ireo, dia niara-nanandratra ny feony ho amin'Andriamanitra ka nanao hoe: Tompo ô, Hianao no nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin'izay rehetra ao anatiny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa rehefa nandre izany izy ireo dia niara-nanandratra ny feony ho amin’Andriamanitra hoe: Tompo ô! Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin’izay rehetra ao anatiny,
malagasy
Fa rehefa nandre izany izy ireo, dia niara-nanandratra ny feony ho amin'Andriamanitra ka nanao hoe: Tompo ô, Hianao no nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin'izay rehetra ao anatiny,