Acts 4:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny Fanahy Masina no nampitenenanao an’i Davida razanay sady mpanomponao hoe: «Nahoana no mitabataba ny Jentilisa ary misaina anoano foana ny firenena?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no niteny tamin’ny Fanahy Masina sy tamin’ny vavan’i Davida razanay sady mpanomponao hoe: Nahoana no nitabataba ny firenena, ary no nisaina teti-dratsy foana ny vahoaka?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tamin’ny alalan’ny Fanahy Masina no nampitenenanao an’i Davida razanay sady mpanomponao hoe: «Nahoana no mihotakotaka ny firenena? Nahoana no mioko foana ny vahoaka?
Malagasy Bible 1865
ary ny Fanahy Masina no nampitenenanao an'i Davida razanay sady mpanomponao hoe: Nahoana no mitabataba ny jentilisa, Ary misaina anoano foana ny firenena?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny Fanahy Masina no nampitenenanao an’i Davida razanay sady mpanomponao hoe: «Nahoana no mitabataba ny Jentilisa* ary misaina anoano foana ny firenena?
malagasy
ary ny Fanahy Masina no nampitenenanao an'i Davida razanay sady mpanomponao hoe: Nahoana no mitabataba ny jentilisa, Ary misaina anoano foana ny firenena?