Acts 4:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa niangona marina tokoa teto amin’ity tanàna ity i Heroda sy i Pontio Pilato mbamin’ny Jentilisa sy ny firenena Israely mba hanohitra ny Mpanomponao Masina, dia Jesosy izay nohosoranao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa nikaon-doha marina tokoa teto amin’ity tanàna ity i Herôda sy i Pôntsy Pilaty ary ny Jentily mbamin’ny vahoaka Israely hanohitra an’i Jesoa Mpanomponao masina voahosotrao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Marina tokoa fa i Herôda sy i Pônty Pilato, niaraka tamin’ny olona hafa firenena sy ny vahoaka israelita, dia nivondrona teto amin’ity tanàna ity mba hanohitra an’i Jesoa Mpanomponao masina, Izay natokanao ho Mesia.
Malagasy Bible 1865
Fa efa niangona marina tokoa teto amin'ity tanàna ity Heroda sy Pontio Pilato mbamin'ny jentilisa sy ny olona Isiraely hanohitra ny Mpanomponao Masina, dia Jesosy Izay nohosoranao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa niangona marina tokoa teto amin’ity tanàna ity i Heroda sy i Pontio Pilato mbamin’ny Jentilisa sy ny firenena Israely mba hanohitra ny Mpanomponao Masina, dia Jesosy izay nohosoranao,
malagasy
Fa efa niangona marina tokoa teto amin'ity tanàna ity Heroda sy Pontio Pilato mbamin'ny jentilisa sy ny olona Isiraely hanohitra ny Mpanomponao Masina, dia Jesosy Izay nohosoranao, [Na: ny Zanakao]