Acts 4:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, Tompo ô, jereo ny fandrahonany, ary omeo anay mpanomponao ny mba hitory ny teninao amin’ny fahasahiana rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny, Tompo, jereo ny fandrahonany, ary omeo ny mpanomponao ny hery hitory ny teninao amin-kasahiana tokoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, hitanao ankehitriny ny fandrahonany, koa omeo anay mpanomponao ny hery hitoriana ny teninao amim-pahasahiana tokoa;
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, Tompo ô, jereo ny fandrahonany; ary omeo anay mpanomponao ny mba hitory ny teninao amin'ny fahasahiana rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, Tompo ô, jereo ny fandrahonany, ary omeo anay mpanomponao ny mba hitory ny teninao amin’ny fahasahiana rehetra,
malagasy
Koa ankehitriny, Tompo ô, jereo ny fandrahonany; ary omeo anay mpanomponao ny mba hitory ny teninao amin'ny fahasahiana rehetra,