Acts 4:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisambotra azy ireo izy ka nampiditra azy tao an-tranomaizina mandra-paharain’ny andro, satria efa hariva ny andro tamin’izay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nosamboriny izy ireo, sy nataony an-tranomaizina ambara-pahamaraina ny andro; fa efa hariva ny andro tamin’izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nosamborin’izy ireo i Petera sy i Jôhany, ary satria efa hariva ny andro, dia nataony am-ponja mandra-paharainan’ny andro.
Malagasy Bible 1865
Dia nisambotra azy izy ka nanao azy tao an-tranomaizina ambara-pahamarain'ny andro; fa efa hariva ny andro tamin'izay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisambotra azy ireo izy ka nampiditra azy tao an-tranomaizina mandra-paharain’ny andro, satria efa hariva ny andro tamin’izay.
malagasy
Dia nisambotra azy izy ka nanao azy tao an-tranomaizina ambara-pahamarain'ny andro; fa efa hariva ny andro tamin'izay.