Acts 4:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
miaraka amin’ny anatsoranao ny tananao hanasitrana sy ny hanaovana famantarana sy fahagagana amin’ny anaran’i Jesosy, Mpanomponao Masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady ahinjiro ny tananao mba hisy fahasitranana sy famantarana ary fahagagana tanteraka amin’ny Anaran’i Jesoa Mpanomponao masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ahinjiro ny tananao hahasitrana ary hahatontosa famantarana sy zava-mahagaga amin’ny anaran’i Jesoa ilay Mpanomponao masina.
Malagasy Bible 1865
omban'ny aninjiranao ny tananao hahasitrana sy ny anaovana famantarana sy fahagagana amin'ny anaran'i Jesosy, Mpanomponao Masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
miaraka amin’ny anatsoranao ny tananao hanasitrana sy ny hanaovana famantarana sy fahagagana amin’ny anaran’i Jesosy, Mpanomponao Masina.
malagasy
omban'ny aninjiranao ny tananao hahasitrana sy ny anaovana famantarana sy fahagagana amin'ny anaran'i Jesosy, Mpanomponao Masina. [: Na: Zanakao]