Acts 4:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nivavaka izy ireo dia nihovotrovotra ny trano izay niangonany; dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ary nitory ny tenin’Andriamanitra tamin’ny fahasahiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony avy nivavaka izy ireo, dia nihozongozona ny trano nivoriany, ary feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka nitory ny tenin’Andriamanitra tamin-kasahiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy nivavaka ireo mpino, dia nihovitrovitra ny trano niangonany ary feno Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny tenin’Andriamanitra tamim-pahasahiana.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nivavaka izy, dia nihovitrovitra ny trano izay niangonany; dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny tenin'Andriamanitra tamin'ny fahasahiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nivavaka izy ireo dia nihovotrovotra ny trano izay niangonany; dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ary nitory ny tenin’Andriamanitra tamin’ny fahasahiana.
malagasy
Ary rehefa nivavaka izy, dia nihovitrovitra ny trano izay niangonany; dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny tenin'Andriamanitra tamin'ny fahasahiana.