Acts 4:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nametraka izany teo anoloan’ny tongotry ny Apostoly dia nozaraina tamin’izy rehetra araka izay nilainy avy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nametraka azy teo an-tongotry ny Apôstôly, ka nozarazaraina tamin’izy rehetra araka izay nilainy avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanolotra izany teo anatrehan’ny apôstôly, dia nozaraina araka izay nilain’ny tsirairay.
Malagasy Bible 1865
ka napetrany teo anoloan'ny tongotry ny Apostoly, dia nozaraina tamin'izy rehetra araka izay nilainy avy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nametraka izany teo anoloan’ny tongotry ny Apostoly dia nozaraina tamin’izy rehetra araka izay nilainy avy izany.
malagasy
ka napetrany teo anoloan'ny tongotry ny Apostoly, dia nozaraina tamin'izy rehetra araka izay nilainy avy