Acts 4:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Josefa izay nantsoin’ny apostoly koa hoe Barnabasy, izany hoe, raha adika, Zanaky ny fananarana, levita avy any Sipra no firazanany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy levita anankiray atao hoe Josefa izay nomen’ny Apôstôly anarana hoe Barnabe (izany hoe zanaky ny fanalana alahelo), teraka tany Sipra:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ohatra i Jôsefa, levita teraka tany Sipra, izay nantsoin’ny apôstôly hoe Barnabà (izany hoe olona havanana amin’ny fampaherezana):
Malagasy Bible 1865
Ary Josefa, izay nataon'ny Apostoly hoe koa Barnabasy (izany hoe, raha adika, Zanaky ny fananarana), Levita, avy any Kyprosy no firazanany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Josefa izay nantsoin’ny apostoly koa hoe Barnabasy, izany hoe, raha adika, Zanaky ny fananarana, levita* avy any Sipra no firazanany,
malagasy
Ary Josefa, izay nataon'ny Apostoly hoe koa Barnabasy (izany hoe, raha adika, Zanaky ny fananarana), Levita, avy any Kyprosy no firazanany,dia nivarotra ny sahany, ary nentiny ny vola vidiny ka napetrany teo anoloan'ny tongotry ny Apostoly.