Acts 4:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nivarotra ny sahany ka noentiny ny vola vidiny ary napetrany teo anoloan’ny tongotry ny Apostoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanan-tany izy, ka namidiny, dia nentiny ny vidiny sy napetrany teo an-tongotry ny Apôstôly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Jôsefa dia nanana saha izay namidiny, ka nanolotra ny vola vidiny teo anatrehan’ny apôstôly.
Malagasy Bible 1865
dia nivarotra ny sahany, ary nentiny ny vola vidiny ka napetrany teo anoloan'ny tongotry ny Apostoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nivarotra ny sahany ka noentiny ny vola vidiny ary napetrany teo anoloan’ny tongotry ny Apostoly.
malagasy
dia nivarotra ny sahany, ary nentiny ny vola vidiny ka napetrany teo anoloan'ny tongotry ny Apostoly.