Acts 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitso dia niangona tany Jerosalema ny mpitondra sy ny loholona ary ny mpanoradalàna
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso, dia nivory tao Jerosalema ny mpifehy, ny loholona, ny mpanora-dalàna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ampitson’iny vao nifamory tao Jerosalema ny manampahefana jiosy: dia ny loholona sy ny mpahay lalàna
Malagasy Bible 1865
Ary nony maraina ny andro, dia niangona tany Jerosalema ny mpanapaka sy ny loholona sy ny mpanora-dalàna
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitso dia niangona tany Jerosalema ny mpitondra sy ny loholona ary ny mpanoradalàna*
malagasy
Ary nony maraina ny andro, dia niangona tany Jerosalema ny mpanapaka sy ny loholona sy ny mpanora-dalàna