Acts 4:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mbamin’i Anasy mpisoronabe, i Kaiafa, i Jaona, i Aleksandra ary izay rehetra mety ho havan’ny Mpisoronabe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary i Ana lehiben’ny mpisorona, i Kaifa, i Joany, i Aleksandra, mbamin’ny havan’ny mpisorona rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary koa i Hanà mpisorombe sy i Kaiàfa, i Jôhany sy i Aleksandra mbamin’izay rehetra havan’ny mpisorombe.
Malagasy Bible 1865
sy Anasy mpisoronabe sy Kaiafa sy Jaona sy Aleksandro mbamin'izay rehetra mety ho havan'ny mpisoronabe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mbamin’i Anasy mpisoronabe*, i Kaiafa, i Jaona, i Aleksandra ary izay rehetra mety ho havan’ny Mpisoronabe.
malagasy
sy Anasy mpisoronabe sy Kaiafa sy Jaona sy Aleksandro mbamin'izay rehetra mety ho havan'ny mpisoronabe.