Acts 4:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nataony teo ampovoany izy roa lahy dia nanontaniany hoe: Fahefana manao ahoana, na anarana manao ahoana, no nanaovanareo izao zavatra izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nasainy nentina teo anatrehany izy roa lahy, dia nanontaniany hoe: «Amin’ny fahefan’iza, na amin’ny anaran’iza no anaovanareo izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampanatrehan-dry zareo i Petera sy i Jôhany sady nanontaniany hoe: –Fahefana ahoana moa na amin’ny anaran’iza no nanaovanareo izany fanaratsiana izany?
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nataony teo ampovoany izy roa lahy, dia nanontaniany hoe: Fahefana manao ahoana, na anarana manao ahoana, no nanaovanareo izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nataony teo ampovoany izy roa lahy dia nanontaniany hoe: Fahefana manao ahoana, na anarana manao ahoana, no nanaovanareo izao zavatra izao?
malagasy
Ary rehefa nataony teo ampovoany izy roa lahy, dia nanontaniany hoe: Fahefana manao ahoana, na anarana manao ahoana, no nanaovanareo izany?