Acts 4:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia feno ny Fanahy Masina i Petera ka nilaza taminy hoe: Ry mpanapaka ny vahoaka sy loholona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay i Piera dia feno ny Fanahy Masina ka nilaza tamin’izy ireo hoe: «Ry mpifehy ny vahoaka sy loholon’i Israely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno Fanahy Masina i Petera tamin’izay ka nanao hoe: –Ry mpifehy ny vahoaka sy ry loholona,
Malagasy Bible 1865
Ary Petera, feno ny Fanahy Masina, dia nanao taminy hoe: Ry mpanapaka ny vahoaka sy loholona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia feno ny Fanahy Masina i Petera ka nilaza taminy hoe: Ry mpanapaka ny vahoaka sy loholona,
malagasy
Ary Petera, feno ny Fanahy Masina, dia nanao taminy hoe: Ry mpanapaka ny vahoaka sy loholona,