Acts 4:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha nadinina izahay androany ny amin’ny asa tsara natao tamin’ny nahasitranana ilay lehilahy malemy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha ny amin’ny soa nataonay tamin’ilay lehilahy nalemy sy ny nahasitrana azy no anadinana anay anio,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha adinina izahay anio satria nanasoa lehilahy kilemaina anankiray ary anontaniana ny fomba nahasitranany,
Malagasy Bible 1865
raha adinina izahay anin'ny amin'ny asa tsara natao tamin'ny nahasitranana ilay lehilahy malemy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha nadinina izahay androany ny amin’ny asa tsara natao tamin’ny nahasitranana ilay lehilahy malemy,
malagasy
raha adinina izahay anin'ny amin'ny asa tsara natao tamin'ny nahasitranana ilay lehilahy malemy,