Acts 5:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy kosa lehilahy iray antsoina hoe Ananiasy sy i Safira vadiny nivarotra tany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy kosa lehilahy anankiray atao hoe Anania, sy i Safira vadiny, nivarotra tany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy kosa lehilahy atao hoe Hananià nivarotra tany rehefa nifanaraka tamin’i Safira vadiny.
Malagasy Bible 1865
Fa nisy kosa lehilahy atao hoe Ananiasy sy Safira vadiny nivarotra tany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy kosa lehilahy iray antsoina hoe Ananiasy sy i Safira vadiny nivarotra tany,
malagasy
[Ny amin'i Ananiasy sy Safira] Fa nisy kosa lehilahy atao hoe Ananiasy sy Safira vadiny nivarotra tany,