Acts 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niankarapoka teo anoloan’ny tongony niaraka tamin’izay koa izy ka afaka ny ainy; ary raha niditra ireo zatovo ka nahita fa maty izy dia noentiny nivoaka ny trano ka naleviny teo anilan’ny vadiny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay dia lavo teo an-tongony izy, ka afaka ny ainy. Ary nony tafiditra ny tovolahy, dia hitany fa maty izy, ka nentiny naleviny tany anilan’ny lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka tamin’izay i Safira dia nidaboka ho azy teo anoloan’ny tongotr’i Petera ka niala aina. Vao tafiditra ny tovolahy, dia hitany fa maty ravehivavy, ka nentiny nalevina teo anilan’i Hananià vadiny.
Malagasy Bible 1865
Dia nikarapoka teo anoloan'ny tongony niaraka tamin'izay koa izy, ka afaka ny ainy; ary raha niditra ny zatovo, dia hitany fa maty, ary nentiny nivoaka ka naleviny teo anilan'ny lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Dia nikarapoka teo anoloan'ny tongony niaraka tamin'izay koa izy, ka afaka ny ainy; ary raha niditra ny zatovo, dia hitany fa maty, ary nentiny nivoaka ka naleviny teo anilan'ny lahy.