Acts 5:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia raiki-tahotra indrindra ny fiangonana rehetra sy izay rehetra nandre izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia raiki-tahotra mafy ny Eglizy manontolo sy izay rehetra nandre izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raiki-tahotra mafy ny Fiangonana manontolo mbamin’izay rehetra nandre izany.
Malagasy Bible 1865
Dia raiki-tahotra indrindra ny fiangonana rehetra sy izay rehetra nandre izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia raiki-tahotra indrindra ny fiangonana rehetra sy izay rehetra nandre izany.
malagasy