Acts 5:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny tanan’ny Apostoly no nanaovana famantarana sy fahagagana maro teo amin’ny vahoaka; ary izy rehetra dia niray saina teo amin’ny Fialofan’i Solomona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Betsaka ny famantarana sy fahagagana natao teo amin’ny vahoaka, tamin’ny tanan’ny Apôstôly. Niara-nipetraka teo ambanin’ny lavarangan’i Salômôna ny mpino rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Famantarana sy zava-mahagaga maro no vitan’ny apôstôly teo amin’ny vahoaka. Niray fo ny mpino rehetra nivory teo amin’ny lala-mitafon’i Salômôna,
Malagasy Bible 1865
Ary ny tanan'ny Apostoly no nanaovana famantarana sy fahagagana maro teo amin'ny vahoaka; ary izy rehetra niray saina teo amin'ny Fialofan'i Solomona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny tanan’ny Apostoly no nanaovana famantarana sy fahagagana maro teo amin’ny vahoaka; ary izy rehetra dia niray saina teo amin’ny Fialofan’i Solomona.
malagasy
[Ny fahagagana nataon'ny Apostoly sy ny nandrosoan'ny fiangonana] Ary ny tanan'ny Apostoly no nanaovana famantarana sy fahagagana maro teo amin'ny vahoaka; ary izy rehetra niray saina teo amin'ny Fialofan'i Solomona;