Acts 5:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nisy sahy niaraka taminy ny olona sisa rehetra, nefa nankalaza azy ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tsy nisy olon-kafa sahy nikambana tamin’izy ireo; nefa ny vahoaka nankalaza azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tsy nisy olon-kafa sahy nikambana taminy, kanefa nataon’ny vahoaka tsara laza izy ireo.
Malagasy Bible 1865
ary tsy nisy tamin'ny olona sisa rehetra sahy niray taminy; nefa nankalaza azy ny vahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nisy sahy niaraka taminy ny olona sisa rehetra, nefa nankalaza azy ny vahoaka.
malagasy
ary tsy nisy tamin'ny olona sisa rehetra sahy niray taminy; nefa nankalaza azy ny vahoaka.