Acts 5:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary vao mainka nisy olona maro koa na lahy na vavy, izay nino ny Tompo, nanampy ho isany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitombo isa isan’andro vaky ny olona izay nino ny Tompo, na lahy na vavy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary vao mainka marobe ny lehilahy amam-behivavy mpino ny Tompo ka nanatevin-daharana an-dry zareo.
Malagasy Bible 1865
Ary vao mainka nisy olona maro koa na lahy na vavy izay nino ny Tompo nanampy ho isany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary vao mainka nisy olona maro koa na lahy na vavy, izay nino ny Tompo, nanampy ho isany;
malagasy
Ary vao mainka nisy olona maro koa na lahy na vavy izay nino ny Tompo nanampy ho isany;