Acts 5:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
noentiny teny an-dalambe koa aza ny marary ka napetrany teny ambony farafara sy fandriana, mba hisy ho azon’ny tandindon’i Petera ahay rehefa mandalo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka dia nentiny teny an-dalambe aza ny marary ka napetrany teo ambony farafara na tsihy fandriana, mba hisy ho azon’ny tandindon’i Piera ahay, raha mandalo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentin’ny olona teny amin’ny arabe aza ny marary ka napetrany teo ambony fandriana na tsihy mba hisy hiantefan’ny tandindon’i Petera ahay, raha sendra nandalo izy.
Malagasy Bible 1865
ka dia nentiny teny an-dalambe aza ny marary ka napetrany teny ambony farafara sy fandriana, mba hisy ho azon'ny tandindon'i Petera ahay, raha mandalo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
noentiny teny an-dalambe koa aza ny marary ka napetrany teny ambony farafara sy fandriana, mba hisy ho azon’ny tandindon’i Petera ahay rehefa mandalo izy.
malagasy
ka dia nentiny teny an-dalambe aza ny marary ka napetrany teny ambony farafara sy fandriana, mba hisy ho azon'ny tandindon'i Petera ahay, raha mandalo izy.