Acts 5:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga koa ny olona maro avy tamin’ny vohitra manodidina an’i Jerosalema nitondra ny marary sy izay nampahorin’ny fanahy maloto; samy sitrana avokoa izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maro koa ny olona nidodododo nankao Jerosalema avy tamin’ny tanàna manodidina nitondra ny marary sy izay nampahorin’ny fanahy maloto, ary sitrana avokoa izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy vahoaka marobe koa, avy amin’ny tanàna manodidina an’i Jerosalema, nirohotra nitondra ny marary sy izay ampahorîn’ny fanahy maloto, ary dia sitrana avokoa ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona maro avy tamin'ny vohitra manodidina an'i Jerosalema dia nivory koa, nitondra ny marary sy izay nampahorin'ny fanahy maloto; dia sitrana avokoa izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga koa ny olona maro avy tamin’ny vohitra manodidina an’i Jerosalema nitondra ny marary sy izay nampahorin’ny fanahy maloto; samy sitrana avokoa izy rehetra.
malagasy
Ary ny olona maro avy tamin'ny vohitra manodidina an'i Jerosalema dia nivory koa, nitondra ny marary sy izay nampahorin'ny fanahy maloto; dia sitrana avokoa izy rehetra.