Acts 5:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitsangana ny Mpisoronabe mbamin’ny namany rehetra izay antokon’ny Sadoseo, fa feno fialonana izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nentin’ny fialonana ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpiandany aminy, dia ny Sadoseanina ireo, ka nisafoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga kosa tamin’izay ny mpisorombe sy ny mpiandany aminy tsy an-kanavaka, izany hoe ny antoko Tsadoseanina; nisafoaka fatratra ry zareo
Malagasy Bible 1865
Ary nitsangana ny mpisoronabe mbamin'ny namany rehetra (izay antokon'ny Sadoseo), fa feno fialonana izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitsangana ny Mpisoronabe* mbamin’ny namany rehetra izay antokon’ny Sadoseo*, fa feno fialonana izy,
malagasy
[Ny namatorana ny Apostoly rehetra, sy ny nitondrana azy teo anatrehan'ny Synedriona] Ary nitsangana ny mpisoronabe mbamin'ny namany rehetra (izay antokon'ny Sadoseo), fa feno fialonana izy,