Acts 5:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nisambotra ny Apostoly ka nampiditra azy tao an-tranomaizina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasainy nosamborina ny Apôstôly, dia nataony an-tranomaizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nisambotra ny apôstôly sy nanao azy am-ponja.
Malagasy Bible 1865
dia nisambotra ny Apostoly izy ka nanao azy tao an-tranomaizina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nisambotra ny Apostoly ka nampiditra azy tao an-tranomaizina.
malagasy
dia nisambotra ny Apostoly izy ka nanao azy tao an-tranomaizina.