Acts 5:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony alina anefa dia nisy anjelin’ny Tompo namoha ny varavaran’ny tranomaizina ka nitondra azy nivoaka avy tao sady niteny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nony alina kosa dia nisy Anjelin’ny Tompo namoha ny varavaran’ny tranomaizina, ka nitondra azy nivoaka sy nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa nony alina, dia nisy anjeli n’ny Tompo namoha ny varavaran’ny fonja ary namoaka ny apôstôly sady nanao taminy hoe:
Malagasy Bible 1865
Fa nisy anjelin'ny Tompo namoha ny varavaran'ny tranomaizina nony alina, dia nitondra azy nivoaka ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony alina anefa dia nisy anjelin’ny Tompo namoha ny varavaran’ny tranomaizina ka nitondra azy nivoaka avy tao sady niteny hoe:
malagasy
Fa nisy anjelin'ny Tompo namoha ny varavaran'ny tranomaizina nony alina, dia nitondra azy nivoaka ka nanao hoe: