Acts 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanefa nanafenany ny vola vidin’ny tany ary nifanarahany tamin’ny vavy izany; dia noentiny ary ny ampahan’ny vola vidiny ka napetrany teo anoloan’ny tongotry ny Apostoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa nanafenany ny vidin’ny tany, araka ny tetika niraisan’izy mivady, vao nentiny napetraka teo an-tongotry ny Apôstôly ny vola sisa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niray tsikombakomba tamin’ny vadiny ralehilahy ary nitazona ampahany ho azy roa tamin’ny vola vidin’ny tany; fa ny sisa no nentiny hatolotra teo anatrehan’ireo apôstôly.
Malagasy Bible 1865
ka nanafenany ho azy ny vola vidiny, ary ny vavy koa nahalala izany; dia nentiny ny vola sasany vidiny ka napetrany teo anoloan'ny tongotry ny Apostoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanefa nanafenany ny vola vidin’ny tany ary nifanarahany tamin’ny vavy izany; dia noentiny ary ny ampahan’ny vola vidiny ka napetrany teo anoloan’ny tongotry ny Apostoly.
malagasy
ka nanafenany ho azy ny vola vidiny, ary ny vavy koa nahalala izany; dia nentiny ny vola sasany vidiny ka napetrany teo anoloan'ny tongotry ny Apostoly.