Acts 5:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandehana ka mitsangàna, ary torio amin’ny vahoaka eo amin’ny tempoly ny teny rehetra milaza izany fiainana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mandehana mankao amin’ny Tempoly, ka torio amin’ny vahoaka ny teny rehetra, ny amin’izany fiainana izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mandehana mankao an- kianjan’ny tempoly ary lazalazao amin’ny vahoaka ny teny rehetra momba izao fiainam-baovao izao.
Malagasy Bible 1865
Mandehana, ka mitsangàna, ary mitoria amin'ny vahoaka eo an-kianjan'ny tempoly ny teny rehetra milaza izany fiainana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandehana ka mitsangàna, ary torio amin’ny vahoaka eo amin’ny tempoly* ny teny rehetra milaza izany fiainana izany.
malagasy
Mandehana, ka mitsangàna, ary mitoria amin'ny vahoaka eo an-kianjan'ny tempoly ny teny rehetra milaza izany fiainana izany.