Acts 5:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga anefa ny mpiambina dia tsy nahita azy ireo tao an-tranomaizina ka niverina nilaza hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha ny iraka, nefa tsy nahita azy ireo tao an-tranomaizina intsony, ka lasa niverina nilaza izay hitany hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nahita azy ireo tao am-ponja anefa ny mpandraharaha nony tonga tao, ka niverina tany amin’ny Fitsarana ambony nanao izao tatitra
Malagasy Bible 1865
Fa nony tonga ny mpiandry raharaha, dia tsy nahita azy tao an-tranomaizina; dia niverina izy ka nilaza hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga anefa ny mpiambina dia tsy nahita azy ireo tao an-tranomaizina ka niverina nilaza hoe:
malagasy
Fa nony tonga ny mpiandry raharaha, dia tsy nahita azy tao an-tranomaizina; dia niverina izy ka nilaza hoe: