Acts 5:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tranomaizina dia hitanay mihidy tsara, ary ny mpiambina dia mitsangana eo am-baravarana; kanefa nony novohanay ny trano dia tsy nahita olona tao izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Hitanay fa ny tranomaizina dia mihidy tsara, ary ny mpiambina nitsangana teo am-baravarana; kanjo nony novohainay, tsy nisy olona tao anatiny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izao: –Hitanay fa ny fonja dia nihidy tsara, ary ny mpiambina nitsangana teo am-baravarana. Nefa nony voavohanay ny varavarana, dia tsy nahita olona tao izahay.
Malagasy Bible 1865
Ny tranomaizina dia hitanay mihidy tsara, ary ny mpiambina mitsangana eo am-baravarana; kanefa nony novohanay, dia tsy nahita olona tao izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tranomaizina dia hitanay mihidy tsara, ary ny mpiambina dia mitsangana eo am-baravarana; kanefa nony novohanay ny trano dia tsy nahita olona tao izahay.
malagasy
Ny tranomaizina dia hitanay mihidy tsara, ary ny mpiambina mitsangana eo am-baravarana; kanefa nony novohanay, dia tsy nahita olona tao izahay.