Acts 5:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy olona tonga ka nilaza tamin’izy ireo hoe: Ireny lehilahy izay nataonareo tao an-tranomaizina ireny dia indreo, mitsangana eo amin’ny tempoly ka mampianatra ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tamin’izay kosa inty nisy olona anankiray tonga nilaza tamin’izy ireo hoe: «Indreo ry zareo nataonareo tao an-tranomaizina ireny ao an-Tempoly ao, sady mampianatra ny olona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay kosa dia nisy olona anankiray tonga ka nilaza taminy hoe: –Ireny lehilahy nataonareo am-ponja ireny, dia indreo ao an-kianjan’ny tempoly ao sady mampianatra ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Dia nisy tonga ka nilaza taminy hoe: Ireny lehilahy izay nataonareo tao an-tranomaizina ireny, dia indreo izy mitsangana eo an-kianjan'ny tempoly ka mampianatra ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy olona tonga ka nilaza tamin’izy ireo hoe: Ireny lehilahy izay nataonareo tao an-tranomaizina ireny dia indreo, mitsangana eo amin’ny tempoly ka mampianatra ny olona.
malagasy
Dia nisy tonga ka nilaza taminy hoe: Ireny lehilahy izay nataonareo tao an-tranomaizina ireny, dia indreo izy mitsangana eo an-kianjan'ny tempoly ka mampianatra ny olona.