Acts 5:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa ny lehiben’ny mpiambina sy ny mpiandry raharaha ka nitondra azy ireo, nefa tsy nampiasa hery izy ireo, satria natahotra ny vahoaka izy, fandrao hotorahany vato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa naka azy ny lehiben’ny mpiambina ny Tempoly sy ny namany, nefa tsy nanao an-keriny fa natahotra sao torahan’ny vahoaka vato.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly mbamin’ireo mpandraharaha naka ny apôstôly, kanefa tsy nanao an-keriny satria natahotra sao torahan’ny vahoaka vato.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa ny lehiben'ny mpiambina sy ny mpiandry raharaha ka nitondra azy, nefa tsy nanao mahery, satria natahotra ny vahoaka izy, fandrao hotorahany vato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa ny lehiben’ny mpiambina sy ny mpiandry raharaha ka nitondra azy ireo, nefa tsy nampiasa hery izy ireo, satria natahotra ny vahoaka izy, fandrao hotorahany vato.
malagasy
Dia lasa ny lehiben'ny mpiambina sy ny mpiandry raharaha ka nitondra azy, nefa tsy nanao mahery, satria natahotra ny vahoaka izy, fandrao hotorahany vato.