Acts 5:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa noentiny izy ireo dia nataony teo anatrehan’ny Sinedriona, ary nanontany azy ny Mpisoronabe
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny izy ireo ka napetrany tao amin’ny Sanedrìna, sy nadinin’ny lehiben’ny mpisorona hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentina ireo apôstôly, naroso teo anatrehan’ny Fitsarana ambony, ary nadinin’ny mpisorombe
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nentiny, dia napetrany teo anatrehan'ny Synedriona ireo, ary ny mpisoronabe nanontany azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa noentiny izy ireo dia nataony teo anatrehan’ny Sinedriona*, ary nanontany azy ny Mpisoronabe
malagasy
Ary rehefa nentiny, dia napetrany teo anatrehan'ny Synedriona ireo, ary ny mpisoronabe nanontany azy