Acts 5:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namaly anefa i Petera sy ny Apostoly hoe: Andriamanitra no tokony hekena mihoatra noho ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa namaly i Piera sy ny Apôstôly ka nanao hoe: «Aleo manaiky an’Andriamanitra toy izay ny olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona.
Malagasy Bible 1865
Fa Petera sy ny Apostoly namaly ka nanao hoe: Andriamanitra no tokony hekena mihoatra noho ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namaly anefa i Petera sy ny Apostoly hoe: Andriamanitra no tokony hekena mihoatra noho ny olona.
malagasy
Fa Petera sy ny Apostoly namaly ka nanao hoe: Andriamanitra no tokony hekena mihoatra noho ny olona.