Acts 5:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa i Petera: Ry Ananiasy, nahoana i Satana no nameno ny fonao handainga amin’ny Fanahy Masina ka hanafina ny ampahan’ny vola vidin’ny tany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Piera: «Ry Anania, nahoana i Satana no nameno ny fonao handainga amin’ny Fanahy Masina, ka hanafina ny vola sasany amin’ny vidin’ny tany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Petera taminy: –Ry Hananià, nahoana no dia nameno ny fonao i Satàna ka nampandainga anao tamin’ny Fanahy Masina ary nampitazona ampahany ho anao tamin’ny vola vidin’ny tany?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Petera: Ry Ananiasy, nahoana Satana no nameno ny fonao handainga amin'ny Fanahy Masina ka hanafina ny vola sasany vidin'ny tany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa i Petera: Ry Ananiasy, nahoana i Satana no nameno ny fonao handainga amin’ny Fanahy Masina ka hanafina ny ampahan’ny vola vidin’ny tany?
malagasy
Ary hoy Petera: Ry Ananiasy, nahoana Satana no nameno ny fonao handainga amin'ny Fanahy Masina ka hanafina ny vola sasany vidin'ny tany?