Acts 5:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitry ny razantsika efa nanangana an’i Jesosy, izay novonoin’ny tananareo tamin’ny nanantonanareo Azy teo amin’ny hazo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natsangan’ny Andriamanitry ny razantsika ho velona i Jesoa, izay novonoinareo nahantona tamin’ny hazo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa natsangan’ilay Andriamanitry ny razantsika ho velona i Jesoa, Izay nahantonareo teo amin’ny hazofijaliana no namonoanareo azy.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitry ny razantsika efa nanangana an'i Jesosy, Izay novonoin'ny tananareo nahantonareo teo amin'ny hazo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitry ny razantsika efa nanangana an’i Jesosy, izay novonoin’ny tananareo tamin’ny nanantonanareo Azy teo amin’ny hazo.
malagasy
Andriamanitry ny razantsika efa nanangana an'i Jesosy, Izay novonoin'ny tananareo nahantonareo teo amin'ny hazo.