Acts 5:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy dia nasandratry ny tanana ankavanan’Andriamanitra ho Tompo sy Mpamonjy, mba hanome fibebahana sy famelan-keloka ho an’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy nasandratry ny tanana ankavanan’Andriamanitra ho Mpifehy sy Mpamonjy, mba hanome fibebahana sy famelan-keloka an’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nasandratr’Andriamanitra eo ankavanany Izy ka tonga Mpitari-dalana sy Mpamonjy mba hahazoan’ny vahoaka Israely miala amin’ny toe-dratsy sady mandray famelan-keloka.
Malagasy Bible 1865
Izy nasandratry ny tanana ankavanan'Andriamanitra ho Tompo sy Mpamonjy, hanome fibebahana sy famelan-keloka ho an'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy dia nasandratry ny tanana ankavanan’Andriamanitra ho Tompo sy Mpamonjy, mba hanome fibebahana sy famelan-keloka ho an’ny Israely.
malagasy
Izy nasandratry ny tanana ankavanan'Andriamanitra ho Tompo sy Mpamonjy, hanome fibebahana sy famelan-keloka ho an'ny Isiraely. [ Na: nasandratra ho eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra]