Acts 5:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vavolombelon’izany zavatra izany izahay, ary ny Fanahy Masina koa, izay efa nomen’Andriamanitra izay manaiky Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izahay sy ny Fanahy Masina, nomen’Andriamanitra an’izay rehetra manaiky Azy, no vavolombelon’izany zavatra izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vavolombelona manambara izany ny tenanay mbamin’ny Fanahy Masina nomen’Andriamanitra ny olona manaiky Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary izahay dia vavolombelon'izany zavatra izany, ary ny Fanahy Masina koa, Izay efa nomen'Andriamanitra ny manaiky Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vavolombelon’izany zavatra izany izahay, ary ny Fanahy Masina koa, izay efa nomen’Andriamanitra izay manaiky Azy.
malagasy
Ary izahay dia vavolombelon'izany zavatra izany, ary ny Fanahy Masina koa, Izay efa nomen'Andriamanitra ny manaiky Azy.