Acts 5:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nandre izany ireo dia lotika ny fony ka nikasa hamono azy ireo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisafoaka izay tsy izy ry zareo tamin’ny fandrenesana izany ka nifanara-kevitra izy fa hamono azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisafoaka ny tao amin’ny Fitsarana ambony raha nandre izany teny izany ka nikasa hamono ny apôstôly.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandre izany izy, dia lotika ny fony, ka nihendry hamono azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nandre izany ireo dia lotika ny fony ka nikasa hamono azy ireo izy.
malagasy
Ary raha nandre izany izy, dia lotika ny fony, ka nihendry hamono azy izy.