Acts 5:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy tamin’ny namany: Ry lehilahy Israely, tandremo tsara izay ataonareo amin’ireo olona ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy: «Ry Israelita, tandremo ihany izay hataonareo amin’ireo lehilahy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hoy izy tamin’ny mpivory: –Ry lehilahy israelita, tandremo tsara izay hataonareo amin’ireo olona ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy tamin'ny namany: Ry lehilahy Isiraely, tandremo tsara izay hataonareo amin'ireo olona ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy tamin’ny namany: Ry lehilahy Israely, tandremo tsara izay ataonareo amin’ireo olona ireo.
malagasy
Dia hoy izy tamin'ny namany: Ry lehilahy Isiraely, tandremo tsara izay hataonareo amin'ireo olona ireo.