Acts 5:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny dia izao no lazaiko aminareo: Mandefera amin’ireo olona ireo ka avelao ihany izy; satria raha avy amin’olona izao saina na asa izao dia ho foana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, izao no hevitra omeko anareo: aza manan-draharaha amin’ireo lehilahy ireo akory, fa avelao izy handeha; satria raha avy amin’olona izao hevitra na raharaha izao, dia ho foana ho azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no teniko aminareo ankehitriny: aza raharahaina ireo olona ireo, fa avelao izy handeha, satria handamoka io fikasana io na io asa io raha avy amin’olombelona fotsiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny dia lazaiko aminareo: Mandefera amin'ireo olona ireo, ka avelao ihany izy; fa raha avy amin'olona izao saina na asa izao, dia ho foana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny dia izao no lazaiko aminareo: Mandefera amin’ireo olona ireo ka avelao ihany izy; satria raha avy amin’olona izao saina na asa izao dia ho foana;
malagasy
Ary ankehitriny dia lazaiko aminareo: Mandefera amin'ireo olona ireo, ka avelao ihany izy; fa raha avy amin'olona izao saina na asa izao, dia ho foana;