Acts 5:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa raha avy amin’Andriamanitra kosa izao dia tsy ho azonareo foanana, sao dia hita ho mpiady amin’Andriamanitra ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa raha avy amin’Andriamanitra kosa, tsy ho hainareo foanana velively, sao dia miseho ho mpiady amin’Andriamanitra ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha avy amin’Andriamanitra kosa, dia tsy ho azonareo foanana, sao dia ianareo indray no tonga mpiady amin’Andriamanitra. Dia nanaiky an’i Gamaliela ny Fitsarana ambony.
Malagasy Bible 1865
fa raha avy amin'Andriamanitra kosa izao, dia tsy ho azonareo foanana, sao dia miseho ho mpiady amin'Andriamanitra ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa raha avy amin’Andriamanitra kosa izao dia tsy ho azonareo foanana, sao dia hita ho mpiady amin’Andriamanitra ianareo.
malagasy
fa raha avy amin'Andriamanitra kosa izao, dia tsy ho azonareo foanana, sao dia miseho ho mpiady amin'Andriamanitra ianareo.