Acts 5:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanaiky an’i Gamaliela izy ireo; koa rehefa niantso ny Apostoly izy dia nikapoka azy ireo sady nandrara azy tsy hiteny amin’ny anaran’i Jesosy intsony sady namela azy handeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia narahin’izy ireo izany toroheviny izany ka nantsoiny indray ny Apôstôly, ary nony efa nasainy nokapohina tamin’ny tsora-kazo sy norarany mafy tsy hiteny amin’ny Anaran’i Jesoa intsony, dia nalefany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nantsoin-dry zareo indray ny apôstôly, nasainy nodarofana kapoka ary norarany tsy hiteny amin’ny anaran’i Jesoa intsony, vao nalefany.
Malagasy Bible 1865
Dia nanaiky azy izy; ary rehefa niantso ny Apostoly izy, dia nikapoka azy sady nandrara azy tsy hiteny amin'ny anaran'i Jesosy intsony, ary dia nandefa azy handeha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanaiky an’i Gamaliela izy ireo; koa rehefa niantso ny Apostoly izy dia nikapoka azy ireo sady nandrara azy tsy hiteny amin’ny anaran’i Jesosy intsony sady namela azy handeha.
malagasy
Dia nanaiky azy izy; ary rehefa niantso ny Apostoly izy, dia nikapoka azy sady nandrara azy tsy hiteny amin'ny anaran'i Jesosy intsony, ary dia nandefa azy handeha.