Acts 5:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala tamim-pifaliana teo anatrehan’ny Sinedriona ny Apostoly, satria natao ho mendrika hitondra fahafaham-baraka ho voninahitr’izany anarana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niala tamin’ny Sanedrìna ny Apôstôly, dia nandeha an-kafaliana, satria natao ho mendrika ny hitondra fahafaham-baraka noho ny Anaran’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tamin-kafaliana no nialan’ny apôstôly teo amin’ny Fitsarana ambony, satria nataon’Andriamanitra mendrika halaim-baràka ho voninahitr’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo dia niala teo anatrehan'ny Synedriona, sady faly, satria natao miendrika hitondra fahafaham-baraka ho voninahitr'izany anarana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala tamim-pifaliana teo anatrehan’ny Sinedriona ny Apostoly, satria natao ho mendrika hitondra fahafaham-baraka ho voninahitr’izany anarana izany.
malagasy
Ary ireo dia niala teo anatrehan'ny Synedriona, sady faly, satria natao miendrika hitondra fahafaham-baraka ho voninahitr'izany anarana izany.Ary tsy nitsahatra nampianatra sy nitory an'i Jesosy ho Kristy isan'andro teo an-kianjan'ny tempoly sy tao an-trano izy.